Genesisy 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy Andriamanitra: “Fa inona no nataonao? Injay fa miantsoantso mitaraina amiko avy amin’ny tany ny ran’ny rahalahinao.+ Genesisy 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona. Salamo 55:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Fa ianao Andriamanitra ô, no hampidina ny ratsy fanahy any amin’ny lavaka lalina dia lalina.+Tsy hahatratra ny antsasaky ny androny ny mpandatsa-dra sy ny mpamitaka.+Fa izaho kosa hitoky aminao.+ Isaia 26:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa mivoaka avy any amin’ny toerany i Jehovah mba hanao ampamoaka ny mponina amin’ny tany, noho ny fahadisoana nataon’izy ireo taminy.+ Dia hasehon’ny tany ny ra nalatsak’ilay tanàna,+ ary tsy hafeniny intsony ireo novonoina tao.”+
10 Ary hoy Andriamanitra: “Fa inona no nataonao? Injay fa miantsoantso mitaraina amiko avy amin’ny tany ny ran’ny rahalahinao.+
6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona.
23 Fa ianao Andriamanitra ô, no hampidina ny ratsy fanahy any amin’ny lavaka lalina dia lalina.+Tsy hahatratra ny antsasaky ny androny ny mpandatsa-dra sy ny mpamitaka.+Fa izaho kosa hitoky aminao.+
21 Fa mivoaka avy any amin’ny toerany i Jehovah mba hanao ampamoaka ny mponina amin’ny tany, noho ny fahadisoana nataon’izy ireo taminy.+ Dia hasehon’ny tany ny ra nalatsak’ilay tanàna,+ ary tsy hafeniny intsony ireo novonoina tao.”+