Salamo 28:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Ianao no antsoiko mandrakariva, Jehovah ô!+Aza manampin-tsofina tsy hihaino ahy, ry Vatolampiko ô,+Mba tsy hahatonga anao hangina tsy hamaly ahy+Ary mba tsy ho sahala amin’ireo midina any an-davaka aho.+
28 Ianao no antsoiko mandrakariva, Jehovah ô!+Aza manampin-tsofina tsy hihaino ahy, ry Vatolampiko ô,+Mba tsy hahatonga anao hangina tsy hamaly ahy+Ary mba tsy ho sahala amin’ireo midina any an-davaka aho.+