Lioka 23:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Dia niantsoantso mafy i Jesosy hoe: “Ray ô, apetrako eo am-pelatananao ny aiko.”*+ Dia tapitra ny ainy,+ rehefa avy nilaza izany izy. Asan’ny Apostoly 7:59 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 59 Ary tsy nitsahatra nitora-bato an’i Stefana ireo, fa izy kosa niantso hoe: “Jesosy Tompo ô, raiso ny aiko.”*+
46 Dia niantsoantso mafy i Jesosy hoe: “Ray ô, apetrako eo am-pelatananao ny aiko.”*+ Dia tapitra ny ainy,+ rehefa avy nilaza izany izy.
59 Ary tsy nitsahatra nitora-bato an’i Stefana ireo, fa izy kosa niantso hoe: “Jesosy Tompo ô, raiso ny aiko.”*+