Salamo 37:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Miantra olona mandrakariva izy ka mampisambotra,+Koa hahazo fitahiana ny taranany.+ Salamo 112:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Manao fanomezana be dia be izy, ary manome ho an’ny mahantra.+ צ [Tsade]Maharitra mandrakizay ny fahamarinany.+ ק [Kôfa]Hisandratra amim-boninahitra ny tandrony.*+ Lioka 6:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Izay rehetra mangataka aminao dia omeo,+ ary aza takina amin’izay naka azy ny fanananao. 2 Korintianina 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Fa fantatrareo ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’i Jesosy Kristy Tompontsika, fa na dia nanan-karena aza izy, dia tonga nahantra noho ny aminareo,+ mba hampanan-karena+ anareo ny fahantrany.
9 Manao fanomezana be dia be izy, ary manome ho an’ny mahantra.+ צ [Tsade]Maharitra mandrakizay ny fahamarinany.+ ק [Kôfa]Hisandratra amim-boninahitra ny tandrony.*+
9 Fa fantatrareo ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoan’i Jesosy Kristy Tompontsika, fa na dia nanan-karena aza izy, dia tonga nahantra noho ny aminareo,+ mba hampanan-karena+ anareo ny fahantrany.