FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 23:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Ataoko ahoana no fanozona izay tsy nozonin’Andriamanitra?+

      Ary ataoko ahoana no fanameloka izay tsy nomelohin’i Jehovah?+

  • Ohabolana 19:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Maro ny zavatra kasain’ny olona ao am-pony,+ fa ny fikasan’i Jehovah ihany no ho tanteraka.+

  • Asan’ny Apostoly 5:39
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 fa raha avy amin’Andriamanitra kosa izao,+ dia tsy ho vitanareo ny handrava azy+—sao dia ho lasa mpiady amin’Andriamanitra ianareo.”+

  • Romanina 8:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Inona àry no holazaintsika ny amin’izany? Raha momba antsika Andriamanitra, iza no hanohitra antsika?+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara