FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 20:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tsy mila miady+ ianareo amin’ity indray mandeha ity. Samia maka ny toerany ka mijoroa tsara+ fotsiny, ary jereo ny famonjen’i+ Jehovah anareo. Aza matahotra na mihorohoro,+ ry Joda sy Jerosalema ô! Mivoaha hiatrika azy ireo rahampitso, ary homba anareo i Jehovah.’”+

  • Salamo 3:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  8 Avy amin’i Jehovah ny famonjena.+

      Mitahy ny olonao ianao.+ Sela.

  • Salamo 33:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tsy azo antenaina hahazoana famonjena ny soavaly,+

      Sady tsy mahavonjy na dia matanjaka be aza.+

  • Salamo 68:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Ilay tena Andriamanitra no Andriamanitra mpamonjy antsika.+

      Ary i Jehovah, ilay Tompo Fara Tampony,+ no manafaka amin’ny fahafatesana.+

  • Apokalypsy 7:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Niantsoantso mafy tsy an-kijanona izy ireo, nanao hoe: “Ny famonjena dia azontsika avy amin’Andriamanitsika,+ izay mipetraka eo ambonin’ny seza fiandrianana,+ sy avy amin’ny Zanak’ondry.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara