FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 11:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary tsy maintsy hidina ho any amiko ireo mpanomponao rehetra ireo, ka hiankohoka eo anatrehako+ sady hiteny hoe: ‘Mandehana any ianao sy ny olona rehetra mpanara-dia anao!’ Aorian’izay dia handeha aho.” Dia nivoaka avy teo amin’i Farao i Mosesy sady tezitra be.

  • 1 Tantara 12:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary nisy Gadita niala an-daharana mba hiandany tamin’i Davida, izay tao amin’ilay toerana sarotra aleha tany an-tany efitra.+ Lehilahy matanjaka sy mahery fo izy ireo, ary miaramila zatra ady, ary efa vonona foana hampiasa ampinga lehibe sy lefona.+ Toy ny liona+ no fahitana ny endriny ary haingam-pandeha toy ny gazela eny an-tendrombohitra izy.+

  • Daniela 3:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Dia namaly i Sadraka sy Mesaka ary Abednego, ka niteny tamin’ny mpanjaka hoe: “Tsy voatery hamaly anao momba izany akory izahay,+ ry Nebokadnezara ô!

  • Asan’ny Apostoly 4:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Ary gaga izy ireo nahita ny fahasahian’i Petera sy Jaona, ary fantany fa tsy dia nahita fianarana izy roa lahy sady olon-tsotra.+ Fantany tsara koa fa niaraka tamin’i Jesosy+ izy roa lahy.

  • Asan’ny Apostoly 14:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Koa nitory ela tao izy roa lahy, ary nanao izany tamim-pahasahiana araka ny fahefana nomen’i Jehovah. Nanamafy ny teny momba ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa mantsy Andriamanitra, ka nampanaoviny famantarana sy zava-mahagaga izy roa lahy.+

  • 1 Tesalonianina 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Fantatrareo koa fa rehefa avy nijaly+ sy nalam-baraka+ tany Filipy+ aloha izahay—araka ny efa fantatrareo—dia nisikina herim-po tamin’ny alalan’Andriamanitsika mba hitory+ taminareo ny vaovao tsaran’Andriamanitra, tao anatin’ny ady mafy.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara