Salamo 104:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Sy divay izay mampifaly ny fon’ny olombelona mety maty,+Mba ho mandimandin’ny menaka ny tarehiny.+Ny tany koa no ahazoan’ny olona mofo ho tohan’aina.+ Matio 27:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 dia nomeny divay niharo zava-mangidy+ i Jesosy hosotroiny. Tsy nety nisotro anefa izy rehefa avy nanandrana izany.+
15 Sy divay izay mampifaly ny fon’ny olombelona mety maty,+Mba ho mandimandin’ny menaka ny tarehiny.+Ny tany koa no ahazoan’ny olona mofo ho tohan’aina.+
34 dia nomeny divay niharo zava-mangidy+ i Jesosy hosotroiny. Tsy nety nisotro anefa izy rehefa avy nanandrana izany.+