1 Samoela 2:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ambenany ny tongotry ny olona tsy mivadika aminy,+Fa ny ratsy fanahy kosa ampanginina ao anatin’ny haizina,+Satria tsy amin’ny herin’ny tenany no andresen’ny olona.+ Salamo 91:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Satria izaho no niraiketan’ny fony+Dia hanafaka azy aho.+Harovako izy, satria nanjary nahalala ny anarako.+
9 Ambenany ny tongotry ny olona tsy mivadika aminy,+Fa ny ratsy fanahy kosa ampanginina ao anatin’ny haizina,+Satria tsy amin’ny herin’ny tenany no andresen’ny olona.+
14 Satria izaho no niraiketan’ny fony+Dia hanafaka azy aho.+Harovako izy, satria nanjary nahalala ny anarako.+