13 Ary ny zanany izay tsy mahalala an’izany dia tokony hihaino+ sy hianatra hatahotra an’i Jehovah Andriamanitrareo, mandritra ny androm-piainanareo eo amin’ilay tany izay halehanareo eny ampitan’i Jordana ka halainareo ho fanananareo.”+
6 Ho mpanompo tsaran’i Kristy Jesosy ianao raha manoro hevitra ny rahalahy ny amin’ireo zavatra ireo. Eny, ho mpanompo mivelona amin’ny tenin’ny finoana sy ny tenin’ny fampianarana tsara+ izay efa arahinao akaiky.+