Levitikosy 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tandremo ny lalàko sy ny didim-pitsarako, fa izay olona mankatò izany no ho velona amin’ny alalan’izany.+ Izaho no Jehovah.+ Jaona 12:50 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 50 Ary fantatro fa ny didiny no fiainana mandrakizay.+ Koa ny zavatra lazaiko àry, dia lazaiko araka ny nolazain’ny Ray tamiko.”+
5 Tandremo ny lalàko sy ny didim-pitsarako, fa izay olona mankatò izany no ho velona amin’ny alalan’izany.+ Izaho no Jehovah.+
50 Ary fantatro fa ny didiny no fiainana mandrakizay.+ Koa ny zavatra lazaiko àry, dia lazaiko araka ny nolazain’ny Ray tamiko.”+