FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 97:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ianareo izay tia an’i Jehovah,+ ankahalao ny ratsy.+

      Miaro ny ain’izay tsy mivadika aminy izy,+

      Ary manafaka azy tsy ho azon’ny ratsy fanahy.+

  • Salamo 101:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  3 Tsy hamela zava-poana ho eo anoloan’ny masoko aho.+

      Halako ny zavatra ataon’ireo miala amin’ny lala-mahitsy.+

      Tsy avelako hahakasika ahy izany.+

  • Ohabolana 13:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Halan’ny marina ny lainga,+ fa manao izay mahamenatra kosa ny ratsy fanahy, ka manala baraka tena.+

  • Ohabolana 16:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ny hatsaram-panahy sy ny fahamarinana no andrakofana fahotana,+ ary ny fahatahorana an’i Jehovah no analavirana ny ratsy.+

  • Romanina 12:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Aoka tsy hisy fihatsarambelatsihy+ ny fitiavanareo.+ Ankahalao ny ratsy,+ mifikira amin’ny tsara.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara