Salamo 9:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Nanarinao mafy ny firenena+ ary naringanao ny ratsy fanahy.+Ny anarany koa nofoananao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+ Salamo 109:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Aoka ho eo anatrehan’i Jehovah foana izany.+Ary hofoanany tsy ho eto an-tany anie ny fahatsiarovana azy ireo!+
5 Nanarinao mafy ny firenena+ ary naringanao ny ratsy fanahy.+Ny anarany koa nofoananao mandritra ny fotoana tsy voafetra, eny, mandrakizay.+
15 Aoka ho eo anatrehan’i Jehovah foana izany.+Ary hofoanany tsy ho eto an-tany anie ny fahatsiarovana azy ireo!+