Salamo 37:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Ny vavan’ny olo-marina no mibitsika fahendrena,+Ary ny lelany no manambara ny rariny.+ Ohabolana 11:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Hazon’aina no vokatry ny fahamarinana,+ ary hendry izay mahavita mitaona olona.*+ Matio 12:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ny olona tsara dia mamoaka zavatra tsara avy amin’ny tahiry tsara ananany,+ fa ny olona ratsy fanahy kosa mamoaka zavatra ratsy avy amin’ny tahiry ratsy ananany.+ Jakoba 5:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 dia fantaro fa izay mampiverina mpanota hiala amin’ny lalan’ny fahadisoany+ dia hamonjy azy* tsy ho faty+ sady hanarona fahotana maro be.+
35 Ny olona tsara dia mamoaka zavatra tsara avy amin’ny tahiry tsara ananany,+ fa ny olona ratsy fanahy kosa mamoaka zavatra ratsy avy amin’ny tahiry ratsy ananany.+
20 dia fantaro fa izay mampiverina mpanota hiala amin’ny lalan’ny fahadisoany+ dia hamonjy azy* tsy ho faty+ sady hanarona fahotana maro be.+