Ohabolana 16:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ny fireharehana mialoha ny fahalavoana,+ ary ny fieboeboana mialoha ny fianjerana.+ Ohabolana 18:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+ Lioka 14:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Rehefa misy manasa anao ho amin’ny fanasambe amin’ny fampakaram-bady, dia aza maka ny toerana mihaja indrindra.+ Mety ho nanasa olo-manan-kaja noho ianao mantsy izy.
12 Ny fireharehan’ny fon’ny olona mialoha ny fahalavoany,+ ary ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra.+
8 “Rehefa misy manasa anao ho amin’ny fanasambe amin’ny fampakaram-bady, dia aza maka ny toerana mihaja indrindra.+ Mety ho nanasa olo-manan-kaja noho ianao mantsy izy.