Salamo 11:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Manao ny rariny i Jehovah,+ ary tena tia ny rariny.+Ny olo-marina no hahita ny tavany.+ Salamo 51:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mahafinaritra anao ny fahamarinana vokatry ny fo.+Fahendrena no ampahafantaro ahy ato am-poko.+ Ohabolana 15:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Maharikoriko an’i Jehovah ny sorona ataon’ny ratsy fanahy,+ fa mahafinaritra azy kosa ny vavaky ny olo-mahitsy.+
8 Maharikoriko an’i Jehovah ny sorona ataon’ny ratsy fanahy,+ fa mahafinaritra azy kosa ny vavaky ny olo-mahitsy.+