Ohabolana 10:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Mitondra fifaliana ny fanantenan’ny marina,+ fa ho foana kosa ny fanantenan’ny ratsy fanahy.+ 2 Tesalonianina 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Hiharan’ny sazy vokatry ny didim-pitsarana ireo,+ dia fandringanana mandrakizay+ tsy ho eo anoloan’ny Tompo sy ny voninahitry ny heriny,+ Hebreo 10:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 fa fiandrasana amin-tahotra ny fanamelohana+ kosa, ary fahatezerana mirehitra izay handevona an’ireo manohitra.+
9 Hiharan’ny sazy vokatry ny didim-pitsarana ireo,+ dia fandringanana mandrakizay+ tsy ho eo anoloan’ny Tompo sy ny voninahitry ny heriny,+
27 fa fiandrasana amin-tahotra ny fanamelohana+ kosa, ary fahatezerana mirehitra izay handevona an’ireo manohitra.+