FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 140:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Izay mamorona teti-dratsy ao am-pony,+

      Sy manafika ahy foana isan’andro, toy ny any an’ady!+

  • Ohabolana 6:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 ny fo mamorona teti-dratsy,+ ny tongotra maika hihazakazaka hanao ratsy,+

  • Ohabolana 11:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Azo antoka fa zava-tsoa no irin’ny marina,+ fa fahatezerana kosa no antenain’ny ratsy fanahy.+

  • Jeremia 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Sasao ny fonao mba tsy hisy faharatsiana intsony, ry Jerosalema ô, mba ho voavonjy ianao.+ Mandra-pahoviana ianao no mbola hifikitra amin’ny hevi-diso?+

  • Matio 26:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nikaon-doha+ izy ireo mba hisamborana an’i Jesosy amin-kafetsena, sy mba hamonoana azy ho faty.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara