FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 26:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Teny feno fihatsarambelatsihy no ataon’ny mpankahala, ary fitaka no ao am-pony.+

  • Daniela 6:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Koa nifampiresaka ireo lehilahy ireo hoe: “Tsy hahita antony hiampangana an’io Daniela io mihitsy isika, raha tsy hoe mitady antony mifandray amin’ny lalàn’Andriamaniny angaha.”+

  • Marka 7:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Avy ao anatin’ny olona avokoa ireo zava-dratsy rehetra ireo, ka mandoto azy.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara