FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 1:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Koa hihinana ny vokatry ny nataony izy,+ ary ho vokin’ny tetika nataony.+

  • Isaia 48:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Tsy misy fiadanana ho an’ny ratsy fanahy”, hoy i Jehovah.+

  • Habakoka 2:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ho tototry ny fahafaham-baraka ianao, fa tsy voninahitra.+ Mba misotroa koa ianao,+ ary aoka hoheverina ho tsy mifora.+ Hampisotroin’i Jehovah an’izay ao anatin’ny kaopy eny an-tanany ankavanana koa ianao,+ ary ho feno fahafaham-baraka ny voninahitrao.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara