Salamo 139:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Jehovah ô, tsy hankahala an’izay mankahala mafy anao ve aho? +Tsy haharikoriko ahy ve izay mikomy aminao?+ Romanina 12:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Aoka tsy hisy fihatsarambelatsihy+ ny fitiavanareo.+ Ankahalao ny ratsy,+ mifikira amin’ny tsara.+
21 Jehovah ô, tsy hankahala an’izay mankahala mafy anao ve aho? +Tsy haharikoriko ahy ve izay mikomy aminao?+