12 Fa iza no mahalala izay mahasoa ny olona mandritra ny androm-piainany,+ eo amin’izao fiainana poakaty sy mandalo toy ny aloka izao?+ Fa iza no hilaza amin’ny olona izay hitranga etỳ ambanin’ny masoandro aorian’ny ahalasanany?+
11 Fa rehefa miposaka ny masoandro izay mandefa hafanana mandoro, dia malazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny ary levona ny hatsaran-tarehiny. Halazo toy izany koa ny manankarena eo amin’izay ataony.+