31 Fa amin’ny andro rehetra hahaveloman’ny zanak’i Jese eto an-tany, dia tsy haharitra ialahy sy ny fanjakan’ialahy.+ Koa maniraha olona haka azy hankatỳ amiko, fa tokony ho faty izy.”+
31 Dia hoy izy: “Hofaizin’Andriamanitra anie aho,* ary mihoatra noho izany aza, raha mbola ho tavela eo ambonin’i Elisa zanak’i Safata ihany ny lohany anio!”+