FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 50:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Dia tonga teo amin’ny famoloana+ tao Atada, izay ao amin’ny faritr’i Jordana,+ izy ireo ka nidradradradra nitomany mafy teo. Ary nataon’i Josefa nandritra ny fito andro ireo fombafomba fisaonana an-drainy.+

  • Marka 5:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Koa tonga tao an-tranon’ilay mpitantana ny synagoga izy ireo. Ary hitan’i Jesosy ireo olona nitabataba, mbamin’ireo nitomany sy nidradradradra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara