FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 37:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Koa ankehitriny, Jehovah Andriamanitray ô,+ vonjeo eo an-tanany izahay,+ mba ho fantatry ny fanjakana rehetra eto an-tany fa ianao irery ihany no Andriamanitra, Jehovah ô!”+

  • Isaia 44:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 “Izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpanjakan’ny Israely+ sy Mpanavotra azy,+ eny, Jehovah Tompon’ny tafika: ‘Izaho no voalohany ary izaho no farany,+ ka tsy misy Andriamanitra afa-tsy izaho.+

  • Jeremia 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 I Jehovah kosa anefa no tena Andriamanitra.+ Izy no Andriamanitra velona+ sy Mpanjaka mandritra ny fotoana tsy voafetra.+ Hihovotrovotra ny tany+ noho ny fahatezerany, ary tsy hisy firenena hahatanty ny fanamelohany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara