2 Mpanjaka 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Nilaza ianao hoe: ‘Ananako daholo na ny saina+ na ny hery hoenti-miady.’ Rediredy fotsiny izany teninao izany. Fa iza no mba itokisanao no mikomy+ amiko ianao? Salamo 10:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Mahomby foana izay ataony.+Avo tsy takatry ny sainy ny didim-pitsaranao.+Hamavoiny izay rehetra mankahala azy.+
20 Nilaza ianao hoe: ‘Ananako daholo na ny saina+ na ny hery hoenti-miady.’ Rediredy fotsiny izany teninao izany. Fa iza no mba itokisanao no mikomy+ amiko ianao?
5 Mahomby foana izay ataony.+Avo tsy takatry ny sainy ny didim-pitsaranao.+Hamavoiny izay rehetra mankahala azy.+