Isaia 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Henoy ny tenin’i Jehovah,+ ry mpitondra jadon’i+ Sodoma!+ Aoka ianareo mponin’i Gomora hanongilan-tsofina amin’ny lalàn’Andriamanitsika. Isaia 22:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Niara-nandositra daholo ny mpitondra jadona+ teo aminao.+ Voasambotra izy ireo ka nogadraina, nefa tsy nampiasana tsipìka akory. Ny olona rehetra tao aminao izay nandositra lavitra ka tratra, dia niara-nentina hogadraina avokoa.+ Jaona 6:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary rehefa fantatr’i Jesosy fa efa ho avy izy ireo haka azy an-keriny hataony mpanjaka, dia niala+ teo izy ka nankany an-tendrombohitra indray izy irery.
10 Henoy ny tenin’i Jehovah,+ ry mpitondra jadon’i+ Sodoma!+ Aoka ianareo mponin’i Gomora hanongilan-tsofina amin’ny lalàn’Andriamanitsika.
3 Niara-nandositra daholo ny mpitondra jadona+ teo aminao.+ Voasambotra izy ireo ka nogadraina, nefa tsy nampiasana tsipìka akory. Ny olona rehetra tao aminao izay nandositra lavitra ka tratra, dia niara-nentina hogadraina avokoa.+
15 Ary rehefa fantatr’i Jesosy fa efa ho avy izy ireo haka azy an-keriny hataony mpanjaka, dia niala+ teo izy ka nankany an-tendrombohitra indray izy irery.