56 Fa ho avy hamely an’i Babylona tokoa ny mpandroba,+ ka ho babo ireo lehilahy maheriny.+ Ho tapatapaka ny tsipìkany,+ satria i Jehovah dia Andriamanitra mpamaly ny natao.+ Tsy maintsy hamaly izy.+
10 Dia niantsoantso mafy izy ireo hoe: “Ry Tompo Fara Tampony,+ izay masina sy marina+ ô, rahoviana ianao vao hitsara+ sy hamaly ny ranay+ amin’izay monina eny ambonin’ny tany?”