Joba 2:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary niara-nipetraka+ taminy teo amin’ny tany, fito andro sy fito alina izy telo lahy, nefa tsy nisy niteny taminy na indraim-bava aza, satria hitan’izy ireo fa tena mafy ny fahoriany.+ Isaia 47:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Midìna ambany ka mipetraha amin’ny vovoka,+ ry Babylona zanakavavy+ virjiny. Mipetraha amin’ny tany, eo amin’izay tsy misy seza fiandrianana,+ ry zanakavavin’ny Kaldeanina.+ Tsy hataon’ny olona intsony hoe miaingitraingitra sy mihanta ianao.+ Fitomaniana 2:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mitombina amin’ny tany sady mangina+ ny anti-panahin’i Ziona zanakavavy.Asian’izy ireo vovoka ny lohany,+ ary misikina lamba gony izy.+Ary ny virjinin’i Jerosalema dia miondrika ka mitehika amin’ny tany ny lohany.+
13 Ary niara-nipetraka+ taminy teo amin’ny tany, fito andro sy fito alina izy telo lahy, nefa tsy nisy niteny taminy na indraim-bava aza, satria hitan’izy ireo fa tena mafy ny fahoriany.+
47 Midìna ambany ka mipetraha amin’ny vovoka,+ ry Babylona zanakavavy+ virjiny. Mipetraha amin’ny tany, eo amin’izay tsy misy seza fiandrianana,+ ry zanakavavin’ny Kaldeanina.+ Tsy hataon’ny olona intsony hoe miaingitraingitra sy mihanta ianao.+
10 Mitombina amin’ny tany sady mangina+ ny anti-panahin’i Ziona zanakavavy.Asian’izy ireo vovoka ny lohany,+ ary misikina lamba gony izy.+Ary ny virjinin’i Jerosalema dia miondrika ka mitehika amin’ny tany ny lohany.+