Isaia 43:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpanavotra anareo,+ dia Ilay Masin’ny Israely:+ “Noho ny aminareo, dia halefako any Babylona ireny, ary hampidiniko ny bara hidin’ny fonja.+ Hampietreko koa ny Kaldeanina mandeha sambo ka hitaraindraina mafy.+
14 Izao no nolazain’i Jehovah, ilay Mpanavotra anareo,+ dia Ilay Masin’ny Israely:+ “Noho ny aminareo, dia halefako any Babylona ireny, ary hampidiniko ny bara hidin’ny fonja.+ Hampietreko koa ny Kaldeanina mandeha sambo ka hitaraindraina mafy.+