Isaia 51:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hataoko eo am-bavanao ny teniko,+ ary harovako amin’ny aloky ny tanako ianao,+ mba hametrahako ny lanitra+ eo amin’ny toerany sy mba hametrahako ny fototry ny tany+ ary mba hilazako amin’i Ziona hoe: ‘Oloko ianao.’+
16 Hataoko eo am-bavanao ny teniko,+ ary harovako amin’ny aloky ny tanako ianao,+ mba hametrahako ny lanitra+ eo amin’ny toerany sy mba hametrahako ny fototry ny tany+ ary mba hilazako amin’i Ziona hoe: ‘Oloko ianao.’+