5 “Aza matahotra fa momba anao aho.+ Avy any amin’ny fiposahan’ny masoandro no hitondrako ny taranakao, ary avy any amin’ny filentehan’ny masoandro no hanangonako anao.+
31 Haniraka ny anjeliny amin’ny feon’ny trompetra mafy izy,+ ary ireo dia hanangona ny olom-boafidiny+ avy any amin’ny vazan-tany* efatra,+ avy any amin’ny faravodilanitra rehetra.