FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 31:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia hirehitra amin’izy ireo tokoa ny fahatezerako amin’izany andro izany,+ ary hafoiko tokoa izy ireo+ sady hafeniko azy ny tavako,+ ka ho levona izy ireo. Ary hisy loza sy fahoriana maro hanjo azy ireo,+ dia tsy maintsy hiteny izy ireo amin’izany andro izany hoe: ‘Tsy noho ny Andriamanitsika tsy eto amintsika ve no mahatonga izao loza izao amintsika?’+

  • 2 Tantara 36:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Nataon’izy ireo ho fihomehezana+ foana anefa ny irak’Andriamanitra, ary nataony tsinontsinona ny tenin’Andriamanitra,+ sady nesoiny+ ny mpaminaniny, mandra-pihatran’ny fahatezeran’i+ Jehovah tamin’ny olony, ka tsy nisy fanafany intsony.+

  • Fitomaniana 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Nolevonin’i Jehovah ireo fonenan’i Jakoba, ka tsy nisy niantrany.+

      Tao anatin’ny fisafoahana no nandravany ireo toerana voaro mafin’i+ Joda zanakavavy.

      Nazerany tamin’ny tany+ sy nozimbazimbainy ilay fanjakana+ sy ny andrianany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara