Isaia 11:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary hanangana tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena izy ka hanangona an’ireo Israelita niparitaka.+ Dia hangoniny avy any amin’ny vazan-tany efatra ny mponin’i Joda izay niely.+
12 Ary hanangana tsato-kazo famantarana ho an’ireo firenena izy ka hanangona an’ireo Israelita niparitaka.+ Dia hangoniny avy any amin’ny vazan-tany efatra ny mponin’i Joda izay niely.+