Ohabolana 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Efa niantsoantso aho fa nanda foana ianareo,+ ary efa nanolotra ny tanako aho fa tsy nisy niraharaha,+ Jeremia 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nanao izany rehetra izany anefa ianareo’, hoy i Jehovah, ‘ary efa noteneniko foana ianareo, sady nifoha maraina mihitsy aho mba hiteny anareo,+ nefa tsy nihaino ianareo.+ Ary niantso anareo foana aho, nefa tsy namaly ianareo.+
24 Efa niantsoantso aho fa nanda foana ianareo,+ ary efa nanolotra ny tanako aho fa tsy nisy niraharaha,+
13 Nanao izany rehetra izany anefa ianareo’, hoy i Jehovah, ‘ary efa noteneniko foana ianareo, sady nifoha maraina mihitsy aho mba hiteny anareo,+ nefa tsy nihaino ianareo.+ Ary niantso anareo foana aho, nefa tsy namaly ianareo.+