Isaia 21:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Fa izao no nolazain’i Jehovah tamiko: “Mandehana manendry mpitily mba hilaza izay zavatra hitany.”+ Isaia 21:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia niantsoantso toy ny liona+ izy hoe: “Eto amin’ny tilikambo fiambenana aho no mijoro mandritra ny andro, Jehovah ô, ary eto amin’ny toeram-piambenako aho isaky ny alina.+
6 Fa izao no nolazain’i Jehovah tamiko: “Mandehana manendry mpitily mba hilaza izay zavatra hitany.”+
8 Dia niantsoantso toy ny liona+ izy hoe: “Eto amin’ny tilikambo fiambenana aho no mijoro mandritra ny andro, Jehovah ô, ary eto amin’ny toeram-piambenako aho isaky ny alina.+