11 Hangonina hiray hina ny taranak’i Joda sy ny zanak’Israely,+ ka hanangana mpitondra iray.+ Dia hiakatra hiala amin’ilay tany izy ireo, satria ho andro lehibe ho an’i Jezirela izany.+
31 Haniraka ny anjeliny amin’ny feon’ny trompetra mafy izy,+ ary ireo dia hanangona ny olom-boafidiny+ avy any amin’ny vazan-tany* efatra,+ avy any amin’ny faravodilanitra rehetra.