Ohabolana 15:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Lavitra ny ratsy fanahy i Jehovah,+ fa ny vavaky ny marina no henoiny.+ Jeremia 7:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aza matoky ny teny fitaka,+ manao hoe: ‘Tempolin’i Jehovah, tempolin’i Jehovah, tempolin’i Jehovah ity!’ Mika 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary hiantso vonjy amin’i Jehovah izy ireo amin’izany fotoana izany, nefa tsy hamaly izy.+ Dia hanafina ny tavany amin’izy ireo izy amin’izay fotoana izay,+ noho ny ratsy nataon’izy ireo.+
4 Aza matoky ny teny fitaka,+ manao hoe: ‘Tempolin’i Jehovah, tempolin’i Jehovah, tempolin’i Jehovah ity!’
4 Ary hiantso vonjy amin’i Jehovah izy ireo amin’izany fotoana izany, nefa tsy hamaly izy.+ Dia hanafina ny tavany amin’izy ireo izy amin’izay fotoana izay,+ noho ny ratsy nataon’izy ireo.+