Mpitsara 10:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Mandehana miantso vonjy any amin’ireo andriamanitra+ nofidinareo.+ Aoka ireny no hamonjy anareo amin’ny fotoana ahitanareo fahoriana.” Isaia 42:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Hiamboho sy ho menatra tokoa izay mitoky amin’ny sary sokitra,+ sy miteny amin’ny sarivongana metaly hoe: “Ianareo no andriamanitray.”+
14 Mandehana miantso vonjy any amin’ireo andriamanitra+ nofidinareo.+ Aoka ireny no hamonjy anareo amin’ny fotoana ahitanareo fahoriana.”
17 Hiamboho sy ho menatra tokoa izay mitoky amin’ny sary sokitra,+ sy miteny amin’ny sarivongana metaly hoe: “Ianareo no andriamanitray.”+