Eksodosy 15:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Iza amin’ireo andriamanitra no tahaka anao, Jehovah ô?+Iza no tahaka anao izay fara tampony amin’ny fahamasinana,+Eny, Ilay tokony hatahorana+ ka hanaovana hira fiderana,+ eny, Ilay manao zava-mahagaga maro?+ Salamo 99:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aoka izy ireo hidera ny anaranao.+Be voninahitra sy mendrika hatahorana ary masina izy io.+ Lioka 1:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 satria nanao asa lehibe ho ahy Ilay mahery, ary masina ny anarany.+
11 Iza amin’ireo andriamanitra no tahaka anao, Jehovah ô?+Iza no tahaka anao izay fara tampony amin’ny fahamasinana,+Eny, Ilay tokony hatahorana+ ka hanaovana hira fiderana,+ eny, Ilay manao zava-mahagaga maro?+