1 Mpanjaka 8:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “Andriamanitra anefa ve dia honina etỳ an-tany tokoa?+ Ny lanitra,+ eny, ny lanitry ny lanitra+ aza tsy omby anao,+ koa mainka fa ity trano+ naoriko ity! Salamo 115:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Any an-danitra anefa ny Andriamanitray,+Ary izay rehetra mahafinaritra azy, dia ataony.+
27 “Andriamanitra anefa ve dia honina etỳ an-tany tokoa?+ Ny lanitra,+ eny, ny lanitry ny lanitra+ aza tsy omby anao,+ koa mainka fa ity trano+ naoriko ity!