Salamo 34:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Akaiky an’izay torotoro fo i Jehovah,+Ary mamonjy an’izay ketraka.+ Isaia 66:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Nataon’ny tanako ireo zava-drehetra ireo, ka nanjary nisy daholo”,+ hoy i Jehovah. “Ny olona toy izao no tsinjoviko: Ny ory sy ny torotoro fo+ ary ireo mangovitra noho ny teniko.+
2 “Nataon’ny tanako ireo zava-drehetra ireo, ka nanjary nisy daholo”,+ hoy i Jehovah. “Ny olona toy izao no tsinjoviko: Ny ory sy ny torotoro fo+ ary ireo mangovitra noho ny teniko.+