Salamo 62:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Manoro hevitra izy ireny nefa ny hahavery haja ny olona no kendreny,+Mahafinaritra azy ny lainga.+Am-bava izy mirary soa, nefa ao am-pony izy manozona.+ Sela.
4 Manoro hevitra izy ireny nefa ny hahavery haja ny olona no kendreny,+Mahafinaritra azy ny lainga.+Am-bava izy mirary soa, nefa ao am-pony izy manozona.+ Sela.