FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 7:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Hisaorana anie i Jehovah Andriamanitry ny razantsika,+ izay nanao izany tao am-pon’ny+ mpanjaka, mba hahatsara tarehy+ ny tranon’i Jehovah any Jerosalema!

  • Nehemia 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Dia hoy koa aho taminy: “Raha sitraky ny mpanjaka, dia aoka aho homena taratasy+ ho an’ireo governora+ any ampitan’ny Renirano,+ mba hamelan’izy ireo ahy handeha hatrany Joda.

  • Isaia 49:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Mpanjaka no ho mpitaiza anao,+ ary ny andriambaviny no ho mpampinono anao. Hiankohoka amin’ny tany eo anatrehanao izy ireo,+ sady hilelaka ny vovoka+ amin’ny tongotrao. Dia ho fantatrao fa izaho no Jehovah, ary tsy ho menatra izay manantena ahy.”+

  • Apokalypsy 21:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary handeha amin’ny fahazavan’ilay tanàna ireo firenena,+ ary ny mpanjakan’ny tany hitondra ny voninahiny hankao amin’ilay tanàna.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara