Ohabolana 4:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Fa ny lalan’ny marina kosa dia tahaka ny hazavan’ny maraina izay mihamazava mandra-pitataovovonan’ny andro.+ Isaia 1:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary hasiako mpitsara sy mpanolo-tsaina indray ao aminao, toy ny tamin’ny voalohany.+ Dia hantsoina hoe Tanànan’ny Fahamarinana sy Tanàna Tsy Mivadika ianao.+
18 Fa ny lalan’ny marina kosa dia tahaka ny hazavan’ny maraina izay mihamazava mandra-pitataovovonan’ny andro.+
26 Ary hasiako mpitsara sy mpanolo-tsaina indray ao aminao, toy ny tamin’ny voalohany.+ Dia hantsoina hoe Tanànan’ny Fahamarinana sy Tanàna Tsy Mivadika ianao.+