17 Izaho kosa hamela ny Ejipsianina hikiribiby amin’ny heviny,+ ka hiditra hanenjika ny zanak’Israely izy. Dia hahazo voninahitra aho noho ny amin’i Farao sy ny tafiny rehetra, mbamin’ny kalesin’adiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny.+
17 Fa hoy ny Soratra Masina momba an’i Farao: “Noho izao indrindra no mbola namelako anao ho velona: Mba ho amin’ny alalanao no hampisehoako ny heriko, ary mba hambara eran-tany ny anarako.”+