Eksodosy 4:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary lazao amin’i Farao hoe: ‘Izao no nolazain’i Jehovah: “Zanako ny Israely, zanako lahimatoa.+ Deoteronomia 32:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 I Jehovah ve no ataonareo toy izany lava izao,+Ry adala sy tsy manam-pahendrena?+Tsy izy ve no Rainao niteraka anao,+Izay nanao anao sy nampilamina ny fiainanao?+ Jeremia 3:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary hoy aho: ‘Faly erỳ aho nanao anao ho isan’ny zanako sy nanome anao an’ilay tany mahafinaritra,+ dia ilay lova ravaky ny tafik’ireo firenena!’ Dia hoy koa aho: ‘Hiantso ahy hoe “Raiko!”+ ianareo, ary hanaraka ahy foana.’
6 I Jehovah ve no ataonareo toy izany lava izao,+Ry adala sy tsy manam-pahendrena?+Tsy izy ve no Rainao niteraka anao,+Izay nanao anao sy nampilamina ny fiainanao?+
19 Ary hoy aho: ‘Faly erỳ aho nanao anao ho isan’ny zanako sy nanome anao an’ilay tany mahafinaritra,+ dia ilay lova ravaky ny tafik’ireo firenena!’ Dia hoy koa aho: ‘Hiantso ahy hoe “Raiko!”+ ianareo, ary hanaraka ahy foana.’