Salamo 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy mba misy manam-pahalalana ve ny mpanao ratsy,+No dia mihinana ny oloko toy ny fihinan-kanina?+Tsy mba miantso an’i Jehovah izy ireo.+ Hosea 7:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Lasa mahamay toy ny lafaoro izy rehetra, ary arapany ny mpitsarany. Lavo daholo ny mpanjakany.+ Ary tsy misy amin’izy ireo miantso ahy.+
4 Tsy mba misy manam-pahalalana ve ny mpanao ratsy,+No dia mihinana ny oloko toy ny fihinan-kanina?+Tsy mba miantso an’i Jehovah izy ireo.+
7 Lasa mahamay toy ny lafaoro izy rehetra, ary arapany ny mpitsarany. Lavo daholo ny mpanjakany.+ Ary tsy misy amin’izy ireo miantso ahy.+