Isaia 3:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Samy hisambotra ny rahalahiny ao an-tranon-drainy ny olona, ka hanao hoe: “Manana lamba fitafy ianao. Tokony ho mpitondra jadona+ eo aminay ianao, ka hiandraikitra an’ity antontan-javatra rava ity.”
6 Samy hisambotra ny rahalahiny ao an-tranon-drainy ny olona, ka hanao hoe: “Manana lamba fitafy ianao. Tokony ho mpitondra jadona+ eo aminay ianao, ka hiandraikitra an’ity antontan-javatra rava ity.”