9 Ho fantatry ny firenena ny zanak’izy ireo,+ ary ho fantatry ny vahoaka ny taranany. Koa izay mahita azy dia hahafantatra+ fa izy ireo no taranaka notahin’i Jehovah.”+
9 Dia haparitako any amin’ireo firenena izy ireo,+ eny, haparitako toy ny voa afafy. Hahatsiaro ahy izy ireo, any an-tany lavitra any.+ Ary ho velombelona indray izy ireo mbamin’ny zanany, ka hiverina.+